|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 misorona
Fototeny  2sorona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9misorom-bady
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)11 misorona
Fototeny  12sorona
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo. [1.1]
Ohatra  15 Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  20misorona afo
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/5)22 misorona
Fototeny  23sorona
Sokajin-teny  24 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  25Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26to be discreet. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance. [1.3]
28être discret. [1.8]
Haiendriteny 
29 Ny ankehitriny :
30 Ny lasa :
31 Ny hoavy :
32 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  34 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5)35 misoroña
Sokajin-teny  36 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  37mivavaka. [Tambahoaka] [1.78]
38mangataka, mivavaka. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (5/5)39 misoròna
Fototeny  40sorona
Sokajin-teny  41 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  42 misorona, misoròna, misoroña, 43 Nosimaro, 44 somorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02