|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 sorona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a blood sacrifice. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5sacrifice par immolation. [1.8]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Lahatsoratra  13Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/4)14 sorona
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17action d'attiser, d'alimenter le feu. [1.3#634, 1.196]
18action d'activer la circulation. [1.196]
Haiendriteny 
19 Tsotra :
20 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (3/4)30 sorona
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny malagasy  32Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  33discrétion, réserve. [1.3#634]
Haiendriteny 
34 Tsotra :
35 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  38tsy mahalala sorona

Teny iditra (4/4)39 soroña
Sokajin-teny  40 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  41variana. [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  42 soroña, sorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03