|
|
|
|

Teny iditra1 miharihary
Fototeny  2harihary
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara.
5Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato.
6Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7exposed, open, manifest; fig.
8ashamed.. [1.2]
9to be evident, to be plain view. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10être en vue; être évident. [1.8]
Ohatra  11 Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io. [2.470]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Mpanahaka  16 mangezaheza, 17 mibaribary, 18 mihariharyohatranykaryampamoloana, 19 mihariharyohatranyvayankandrina, 20 misehotsara, 21 misongadina, 22 mivongady, 23 tsytakonaafeninaohatranymasoandrobendohataona
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  26 miharihary, 27 mihirahira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02