|
|
|
|

Teny iditra1 sehotra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Maika te hanao zavatra, liana: Sehotra erỳ ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy akory. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpanahaka  6 liaka, 7 liana, 8 litika, 9 saliadiaka, 10 salitika, 11 sedika, 12 seriny

Fivaditsoratra  13 herotsa, 14 sehotra, 15 tresaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31