|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misomarototra |
| Fototeny | 2somarototra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarototra ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8misomarodoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|