|
|
|
|

Teny iditra1 misomarodoka
Fototeny  2somarodoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarodoka ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8misomarototra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12