|
|
|
|
Teny iditra
1
somarototra
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Maimaika manao raharaha, somadodoka, mikorobobo.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
misomarototra
Anarana :
5
fisomarototra
Tovy hevitra
6
somarodoka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19