|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misodika
Fototeny  2sodika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manala ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia: Misodika rofia.
5Manala ny fako kely madinika alohan' ny hitotoana vary: Misodika vary i Bozy.
6Manesotra ny menaka na ny hero-dronono mitsinkafona: Nisy nisodika ny herotra tamin' ity ronono ity.
7Mijerijery taratra alohan' ny hangalarana.
8Misonenika izaitsizy eo am-pandihizana: Loza raha hisodika io tovovavy io rehefa mandihy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9séparer les fibres du rofia, écumer, écrémer, trier. [1.3#615]
10séparer les fibres, défibrer. [1.196]
Ohatra  11 Ny herotra misodika amin' ny ronono, angonina ary kapohina, dia manome ny dibera. [2.332#]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17 misodika
Fototeny  18sodika
Sokajin-teny  19 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20Mikendry zavatra eny am-panidinana manodidina ny tena (vorona). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21rôder, voltiger tout autour. [1.3#615]
Ohatra  22 ny papango misodika ambony eny akaikin' ny rahona; [2.587#]
23 Hitsikitsika sy papango no hita misodika eny indraindray, manao ny akaniny eny antsefatsefaky ny harambato. [2.499#]
Haiendriteny 
24 Ny ankehitriny :
25 Ny lasa :
26 Ny hoavy :
27 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  28 midosika, 29 misodika, 30 somidika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02