|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sodika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona.
4Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia. 5Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy. 6Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany. 7Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany. 8Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana.. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc..
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 24sodifafana |
| Fivaditsoratra | 25 dosika, 26 Iskoda, 27 oksida, 28 sakody, 29 sodika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|