|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 misinda
Fototeny  2sinda
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mibilaka, mivena, misilaka. [1.1]

Teny iditra (2/3)5 misinda
Fototeny  6sinda
Sokajin-teny  7 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany.
9/ Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita
(J.J.
10Rabearivelo).
11Misava: Efa nisinda ny zavona. [1.1]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)16 misindà
Fototeny  17sinda
Sokajin-teny  18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misinda [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 misandy, 20 misindà, misinda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02