|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sinda
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fialana manalavitra, fihatahana.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4action de s'éloigner, de s'écarter un peu. [1.3]
5action de s'éloigner, de se tenir à l'écart. [1.196]
Ohatra  6 Kanefa tsy sinda, fa montsana amy ny taolany sy momoka amy ny nofony; [2.69#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)21 sinda
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny frantsay  23Ce serait le nom d'un arbre d'après Dandouau.. [Merina] [1.196]
Voambolana  24 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  25 sandy, 26 sinda

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08