|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misava |
| Fototeny | 2sava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy.
5Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana. 6Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao. 7Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana. 8Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9to clear up, to disperse; to inspect something in detail.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 misavà |
| Fototeny | 17sava |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misava [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 19 misavà, misava, 20 mivasa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|