|
|
|
|

Teny iditra1 misafidy
Fototeny  2safidy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifidy, maka izay tiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to make a choice, to make a decision. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6faire un choix; prendre une décision. [1.8]
Ohatra  7 Fahafahana misafidy antokom-pivavahana. [4.27#]
8 Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381#]
9 Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12