|
|
|
|

Teny iditra1 safidy
Fototeny  2fidy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona.
5Fifidianana malalaka: Anao ny safidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6choice.. [1.2]
7freedom of choice. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8liberté de choix. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02