|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mirindrina
Fototeny  2rindrina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo.
5Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina. [1.1]
Ohatra  6 Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [2.996]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)12 mirindriña
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14manidintsidina. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)15 mirindrìna
Fototeny  16rindrina
Sokajin-teny  17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirindrina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  18 Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [2.996]

Fivaditsoratra  19 mirindrina, mirindriña, mirindrìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05