|
|
|
|

Teny iditra1 miraviravy ny masoandro
Singan-teny  2miraviravy, 3maso, 4andro
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6efa hariva, madiva hilentika, mby hisoka ny masoandro. [1.1]
Voambolana  7 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11