|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miova
Fototeny  2ova
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misolo ho hafa, manjary hala: Niova tokoa izy! Izy ilay mpisotro toaka taloha iny tonga olona mato-piainana ankehitriny.
5Manolo amin' ny hafa: Niova lalana izy ireo nony nandre izany.
6Tonga, lasa: Miova ho orana ny rahona rehefa sendra toerana mangatsiaka.
7Miofo: Miova ho sahona ny tsiboboka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to change. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9changer. [1.8, 1.13]
10se changer. [1.8]
11changé. [1.13]
Ohatra  12 miova tsy ny fisahosahon'ny andiam-balala mandalo ny jirika nandalo eran'ny tampon-tanety. [2.324]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 10 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)18 miovà
Fototeny  19ova
Sokajin-teny  20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miova [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  21 mavio, 22 mavoy, 23 miavo, 24 miova, miovà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03