|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miondrikondrika |
| Fototeny | 2ondrikondrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fitokoavana |
4 5 6 7 8 9 |
| Ohatra |
10 hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana.
[2.436#]
11 Lehilahy ranjanana Ingahy Fara, mbola tomady, saingy toa be eritrentra amin' izato famindra miondrikondrika, mibaby tanana, tsy miteny, tsy miresaka [2.499#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
|