|
|
|
|

Teny iditra1 joko tsoriaka mahasambo-kary
Singan-teny  2joko, 3tsoriaka, 4mahasambotra, 5kary
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy. [1.1]
Ohatra  8 Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12