|
|
|
|

Teny iditra1 mingodongodona
Fototeny  2ngodongodona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to emit a hollow sound.. [1.2]
Ohatra  6 Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana. [2.69#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10mingodona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12