Teny iditra |
minehaneha
(nehaneha)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao fiteny na fihetsika feno rehareha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To dare, to be bold, to venture [1.2]
|
| [Provincial]
To be a vagabond [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
minehaneha |
Ny lasa : |
ninehaneha |
Ny hoavy : |
hinehaneha |
Filaza mandidy : |
minehanehà |
|
|
Teny iditra |
minehanehà
(nehaneha)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minehaneha
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|