|
|
|
|

Teny iditra1 nehaneha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fihetsika sy fiteny feno rehareha (jereo naikanaika). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4same as naikanaika and nakanaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5présomption, bravade, forfanterie, témérité.
6Comme naikanaika et rehareha. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  18 henahena, 19 nehaneha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19