|
|
|
|

Teny iditra1  minday
Fototeny  2 inday
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 [Antemoro+Bara+Tanala+Tanosy] mitondra [1.78]
5 [Bara] mitarika [1.78]
Tsipelina hafa  6 menday
Kamban-teny rehetra  7 minday ratsy

Fivaditsoratra  8 andimy, 9 dimany, 10 dimina, 11 madiñy, 12 mañidy, manidy, 13 midìna, midina, minday

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04