|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 lanòna
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3mitovy amin'ny lalòna. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4comme lalòna. [1.3#386]

Teny iditra (2/3)5 lanona
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8assemblage, rassemblement, réunion. [1.3#386]
Ohatra  9 Vetivety dia vory lanona izahay. [2.643#]
10 Koa izao àry no izy, ry ambanilanitra vory lanona ankehitriny. [2.528#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19lanom-be

Teny iditra (3/3)20 lanona
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22lanonana. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  23a song, a chant. [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  25 lanòna, lanona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03