|
|
|
|

Teny iditra1 korana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [koraña] 3resaka, korankorana, resadresaka. [Sihanaka] [1.78]
4Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro.
5Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6pleasant conversation. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7causerie joyeuse. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22korana tsy mavao
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 ankora, 25 korana, 26 Nakora, 27 Okrana, 28 ranoka, 29 rokàna, 30 ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02