|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikoan' ny nahiny |
| Singan-teny | 2mikoa, 3nahy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mianjera ho azy (marihina fa na dia matoanteny aza ny "mikoa" dia mety harafitra amin' nyy ny mpanao ny asa tahaka ny hita amin' ny hoe "milonjehitry ny voany ny paiso", ohatra).
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|