|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 nahy
Sokajin-teny  2 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4done on purpose. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5fait exprès. [1.8]
6fait à dessein, prémédité. [1.5]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11 nahy
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny anglisy  13the spirit of the living.
14Compare fanahy [Comp.
15Swa.
16Nafsi.]. [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  17 hany, 18 hina, 19 nahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11