|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijaly |
| Fototeny | 2jaly |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miaritra zavatra maharary mihatra aman' aina na zava-tsarotra manahirana: Mijaly mafy izy amin' io aretiny io.
5Miandry mafy: Nijaly mihitsy aho ambara-pahatonganao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to suffer.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7souffrir.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Na dia mifonoka sy mijaly amin' ny aretina ao anaty lamba aza Rasoa, dia reny tsara ny tenin-janany.
[2.470]
9 Ny ankabeazan' ny olona amin' izany toerana voalazako izany no anisan' ny mijaly amin' ny fitondran-janatany. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 fadiranovana, 15 miaritranymafymahatsiaromangirifiry, 16 miferinaina, 17 mifiadranomaso, 18 miritraaina, 19 mitoloko, 20 mitondrakitra, 21 mitondranymafy, 22 mitondranymaizina, 23 mitondranytsyerannyaina, 24 mitondrarofy, 25 sendranymangidytsytelina, 26 voannyazamanody |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|