|
|
|
|

Teny iditra1 mitoloko
Fototeny  2toloko
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitaraina, manao feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: Nitoloko nandritra ny alina ny marary. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 lokomoty, 10 mitoloko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12