|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mijadona
Fototeny  2jadona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany. [1.1]
5manao zoro mahitsy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide. [1.3#289]
7perpendiculaire. [1.13]
Ohatra  8 fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996#]
9 Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Voambolana  14 Matematika: rafitsary
Kamban-teny rehetra  15tsipy mijadona

Teny iditra (2/2)16 mijadòna
Fototeny  17jadona
Sokajin-teny  18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijadona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#289]

Fivaditsoratra  19 mijadona, mijadòna, 20 mijodaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05