|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihosin-dra |
| Singan-teny | 2mihosina, 3ra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5feno ra avy amin' ny ratran' ny tena ihany na avy amin' ny an' ny hafa -- entina milaza koa ny olona nahavita heloka tamin' ny famonoana olo-marina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6se barbouiller de sang.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Fa ny kiraron' izay mitrevatreva fandeha eo amin' ny fihorakorahan' ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin' ny afo izany.
[2.996#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|