|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mihosina
Fototeny  2hosina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka.
5Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao.
6Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to roll oneself in something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8se vautrer dans la boue, etc.. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 mihosina
Fototeny  16hosina
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18Boribory na boribory lavalava. [1.1]
Tovy hevitra  19mihosinkosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02