|
|
|
|

Teny iditra1 mibaribary
Fototeny  2baribary
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Miseho tsy misy miafina na kely aza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be conspicuous, to appear distrinctly, to be well defined; to hold the eyes open, as one completely absorbed in thought.
6See harihary. [1.2]
7to be in view, to be evident. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8être bien en vue; être évident. [1.8]
Ohatra  9 Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary. [2.472]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 mibaribary, 15 miribariba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12