|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 migorodana
Fototeny  2gorodana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza rano mandeha manao be indray mikoriana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to go together in great numbers, to fall upon in a mass, as water over a precipice, or an ambush upon others.. [1.2]
Ohatra  6 Matoky izy, na dia misy Jordana migorodana amin'ny vavany aza. [2.996]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 migorodàna
Fototeny  12gorodana
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migorodana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 migorodàna, migorodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02