|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mitsaika
Fototeny  2tsaika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy.
5Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto.
6Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)12 mitsaika
Fototeny  13tsaika
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15Mifantina ny voam-bary tsara. [1.1]

Teny iditra (3/3)16 mitsaika
Sokajin-teny  17 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18mitoe-jaza. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  19fécondée. [1.13]

Fivaditsoratra  20 masikaty, 21 masikita, 22 miakatsy, 23 mitsaika, 24 mitsiaka, 25 tsy maika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02