|
|
|
|

Teny iditra1 mifanindry
Fototeny  2tsindry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray.
5Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6s'empiler, se chevaucher. [1.13]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10mifampitaingina, mifanongoa
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02