|
|
|
|

Teny iditra1 mifampiantso
Fototeny  2antso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Nikohona fanindroany ndeha hamaly Iabanindriana kanjo injany olona maromaro no nirodorodo tany alatrano nihiaka sady nitomany, nifampiantso tamin' ny feo feno tahotra sy nanoina tao indrakindrafana [2.5]
5 Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay mifampiantso hoe: Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; [2.996]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29