|
|
|
|

Teny iditra1 midridroka
Fototeny  2dridroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Midilotra, mamoaka feo mampangintsingintsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin' io varavarana io fa midridrodridro foana raha mivoha. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8midridrodridro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12