|
|
|
|

Teny iditra1 dridroka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Feon-javatra midilotra; feon-javatra roa mifampikasokasoka ka mikiririoka na mampangintsina any an-tsofina any.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  5dridrodridro

Fivaditsoratra  6 dridroka, 7 kodradry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19