|
|
|
|

Teny iditra1 midridrodridro
Fototeny  2dridrodridro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Midilotra, mamoaka feo mampangintsingintsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin' io varavarana io fa midridrodridro foana raha mivoha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to squeak, to squeal. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6grincer; crier comme un rat. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12