|
|
|
|

Teny iditra1 midonana-poana
Singan-teny  2midonanaka, 3foana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
6 Iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07