|
|
|
|

Teny iditra1 midonanaka
Fototeny  2donanaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitanaka foana tsy miasa: Aza midonanaka foana eo ianao, ry Koto, fa ndeha miasa tanỳ. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  8midonana-poana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02