|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diridiry |
| Fototeny | 2diry |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4enti-milaza: fihenjanana tsy mety milefitra.
5ny maso mivandraka sy misokatra be. 6fihenahenana na kiry tafahoatra izay manjary avona sy fireharehana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7tenseness, tension.
8See dibadiba. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Tension, raideur, ballonnement, gonflement, se dit aussi des yeux gros.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 16 dibadiba |
| Fivaditsoratra | 17 diridiry, 18 ridiridy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|