|
|
|
|

Teny iditra1 mihinjihinjy
Fototeny  2hinjihinjy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny.
5Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be rigid, to be stiff. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7être rigide, raide. [1.8]
Ohatra  8 Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02