|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 midarondarona
Fototeny  2darondarona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miavonavona am-pitenenana, midaondaom-bava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to vex, to insult in anger. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Insulter avec colère. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Voambolana  11 Ontam-po

Teny iditra (2/2)12 midarondaròna
Fototeny  13darondarona
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midarondarona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 midarondaròna, midarondarona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05