|
|
|
|

Teny iditra1 darondarona
Fototeny  2darona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Avonavona miharo hatezerana eo amin' ny fitenenana.
5Fidaondaom-bava, avom-bava, heto-bava, taim-bava.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6insolence, anger. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Insolence mêlée de colère. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19