|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miboeriboerika |
| Fototeny | 2boeriboerika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany;
[2.996]
6 Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho. [2.356] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|