|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miava
Fototeny  2ava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4misoroka: Kely asa ka miava vorondra (tsy manana asa ka misoroka tanimbomanga). [Tanala] [1.78]
5misoroka ahitra. [Tanosy] [1.78]
6Manongotra ny ahidratsy maniry eny anelanelan' ny voly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to weed.
8fig.
9to clear away anything bad, to purify.. [1.2]
10to weed a field. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11sarcler. [1.8]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16 mia
Fototeny  17ava
Sokajin-teny  18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miava [Fitanisana]

Fivaditsoratra  19 maiva, 20 mavay, 21 miava, miavà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02