|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miarahaba
Fototeny  2arahaba
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatra dia miarahaba ny mpampianatra.
5Midera, manome dera ombam-pirarian-tsoa: Miarahaba anareo nahazo fara aman-dimby, tompoko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to salute, to congratulate.. [1.2]
7to greet, to congratulate. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8saluer; féliciter. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13miarahaba tena

Teny iditra (2/2)14 miaraha
Fototeny  15arahaba
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miarahaba [Fitanisana]

Fivaditsoratra  17 miarahabà, miarahaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02