|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miantranoa |
| Fototeny | 2trano |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantrano [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#740] |
| Ohatra |
4 miantranoa aty aminay aký
[2.442#]
5 miantranoa re, tompoko, fa aza mandalo tanà-misy havana [1.1] 6 Izao re mba miantranoa, tompoko, aty amin' ny mpanomponareo, mba handry anio alina; [2.996#] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 maroantany, 9 miantranoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|